|
|
|
|

Teny iditra1  manahy elatra
Singan-teny  2 manahy, 3 elatra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny vorona mamelatra ny elany eo am-pitoerana mova tsy ny manahy azy.
6 mitanina andro na mitapy andro; ilazana koa ny tsy manan-katao fa malaina sy kamo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 used in speaking of birds or locusts drying their wings.. [1.2]
Voambolana  8  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12